1 Kings 1:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Natana: Ry mpanjaka tompoko ô, fa angaha efa niteny ianao hoe: I Adonia no hanjaka handimby ahy, ary izy no hipetraka eo amin’ny sezafiandrianako?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hoy i Natàna hoe: «Ry mpanjaka tompoko ô, ianao angaha efa nilaza hoe: I Adoniasa no hanjaka handimby ahy, sy hipetraka eo amin’ny seza fiandrianako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niteny hoe: –Ry andriamanjaka ô, angaha ianao efa nilaza fa i Adônià no hanjaka handimby anao ka hipetraka eo amin’ny sezafiandriananao?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Natana: Ry mpanjaka tompoko ô, fa angaha ianao efa niteny hoe: Adonia no hanjaka handimby ahy, ary izy no hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Natana: Ry mpanjaka tompoko ô, fa angaha efa niteny ianao hoe: I Adonia no hanjaka handimby ahy, ary izy no hipetraka eo amin’ny sezafiandrianako?
malagasy
Ary hoy Natana: Ry mpanjaka tompoko ô, fa angaha ianao efa niteny hoe: Adonia no hanjaka handimby ahy, ary izy no hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako.