1 Kings 1:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho mpanomponao, i Zadoka mpisorona, i Benaia, zanak’i Joiada ary i Solomona mpanomponao ihany no tsy mba nasainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy tsy nasainy anefa na izaho mpanomponao na i Sadôka mpisorona, na i Banaiasa zanak’i Jôiadasa, na i Salômôna mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa dia tsy mba nasainy na ny tenako na i Tsadôka mpisorona, na i Benaià zanakalahin’i Jôiadà, na i Salômôna zanakalahinao.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho mpanomponao sy Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak'i Joiada, ary Solomona mpanomponao ihany no tsy mba nasainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho mpanomponao, i Zadoka mpisorona, i Benaia, zanak’i Joiada ary i Solomona mpanomponao ihany no tsy mba nasainy.
malagasy
Fa izaho mpanomponao sy Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak'i Joiada, ary Solomona mpanomponao ihany no tsy mba nasainy.