1 Kings 1:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa avy tamin’ny mpanjaka tompoko va no nahatonga izany zavatra izany ka tsy mba nampahafantarinao ny mpanomponao izay hipetraka eo amin’ny sezafiandriananao handimby anao, ry mpanjaka tompoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka moa ve avy amin’ny mpanjaka tompoko no hisehoan’izany zavatra izany, fa tsy mba nampahafantarinao ny mpanomponao izay hipetraka handimby ny mpanjaka tompoko eo amin’ny seza fiandrianany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa ve baiko avy taminao, ry andriamanjaka, no nahatonga izany? Fa izahay mpanomponao ireto tsy mba nampahafantarinao izay handimby anao eo amin’ny sezafiandriananao.
Malagasy Bible 1865
Moa avy tamin'ny mpanjaka tompoko va no nahatonga izany zavatra izany, ka tsy mba nampahafantarinao ny mpanomponao izay hipetraka eo amin'ny seza fiandriananao mpanjaka tompoko handimby anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa avy tamin’ny mpanjaka tompoko va no nahatonga izany zavatra izany ka tsy mba nampahafantarinao ny mpanomponao izay hipetraka eo amin’ny sezafiandriananao handimby anao, ry mpanjaka tompoko?
malagasy
Moa avy tamin'ny mpanjaka tompoko va no nahatonga izany zavatra izany, ka tsy mba nampahafantarinao ny mpanomponao izay hipetraka eo amin'ny seza fiandriananao mpanjaka tompoko handimby anao?