1 Kings 1:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Davida mpanjaka: Antsoy hankaty amiko i Batseba! Dia niditra nankeo anatrehan’ny mpanjaka izy ka nitsangana teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namaly i Davida mpanjaka nanao hoe: «Asaovy mankatỳ i Betsabea.» Dia niditra teo anatrehan’ny mpanjaka ravehivavy ary nandroso ho eo anatrehan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niteny i Davida mpanjaka ka nanao hoe: –Antsoy hankatỳ i Baty-Seba. Dia nankeo anatrehan’ny mpanjaka izy ka nijoro teo anoloany.
Malagasy Bible 1865
Ary namaly Davida mpanjaka ka nanao hoe: Antsoy hankatỳ amiko Batseba. Dia niditra nankeo anatrehan'ny mpanjaka izy ka nitsangana teo anatrehany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Davida mpanjaka: Antsoy hankaty amiko i Batseba! Dia niditra nankeo anatrehan’ny mpanjaka izy ka nitsangana teo anatrehany.
malagasy
Ary namaly Davida mpanjaka ka nanao hoe: Antsoy hankatỳ amiko Batseba. Dia niditra nankeo anatrehan'ny mpanjaka izy ka nitsangana teo anatrehany