1 Kings 1:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nianiana ny mpanjaka hoe: Raha velona koa NY TOMPO, izay namonjy ny aiko tamin’ny fahoriana rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanao izao fianianana izao ny mpanjaka: «Ho velona anie i Iaveh, izay nanafaka ahy tamin’ny loza rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpanjaka nanao izao fianianana izao taminy: –Velona ny TOMPO, Izay nanafaka ahy tamin’ny fahoriana rehetra,
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nianiana hoe: Raha velona koa Jehovah, Izay namonjy ny aiko tamin'ny fahoriana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nianiana ny mpanjaka hoe: Raha velona koa NY TOMPO, izay namonjy ny aiko tamin’ny fahoriana rehetra,
malagasy
Ary ny mpanjaka nianiana hoe: Raha velona koa Jehovah, Izay namonjy ny aiko tamin'ny fahoriana rehetra,