1 Kings 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitady zazavavy tsara tarehy manerana ny tanin’ny Israely rehetra izy ireo ka nahita an’i Abisaga sonemita izay noentiny tany amin’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitady zazavavy tsara tarehy eran’ny tanin’i Israely rehetra ny olona, ka nahita an’i Abisaga Sonamita, ary nentina tao amin’ny mpanjaka io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitady izay tovovavy tsara tarehy teo amin’ny tanin’i Israely manontolo ireto mpanompon’i Davida; ary tao Sonema no nahitany an’i Abisaga izay nentiny tany amin’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nitady zazavavy tsara tarehy eran'ny tanin'ny Isiraely rehetra izy ka nahita an'i Abisaga Sonemita, dia nentiny tany amin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitady zazavavy tsara tarehy manerana ny tanin’ny Israely rehetra izy ireo ka nahita an’i Abisaga sonemita izay noentiny tany amin’ny mpanjaka.
malagasy
Ary dia nitady zazavavy tsara tarehy eran'ny tanin'ny Isiraely rehetra izy ka nahita an'i Abisaga Sonemita, dia nentiny tany amin'ny mpanjaka.