1 Kings 1:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niondrika i Batseba dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’ny mpanjaka ka niteny hoe: Ho velona mandrakizay anie i Davida mpanjaka tompoko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa niondrika nihohoka tamin’ny tany teo anoloan’ny mpanjaka i Betsabea, dia nanao hoe: «Ho velona mandrakizay anie ny tompoko Davida mpanjaka!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandohalika i Baty-Seba ka niankohoka nitehi-tany ho fanajana ny mpanjaka ary nihiaka hoe: –Ho ela velona mandrakizay anie ianao, ry Davida andriamanjaka!
Malagasy Bible 1865
Ary Batseba niondrika, dia niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka ka nanao hoe: Ho velona mandrakizay anio Davida mpanjaka tompoko!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niondrika i Batseba dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’ny mpanjaka ka niteny hoe: Ho velona mandrakizay anie i Davida mpanjaka tompoko!
malagasy
Ary Batseba niondrika, dia niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka ka nanao hoe: Ho velona mandrakizay anio Davida mpanjaka tompoko!