1 Kings 1:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka tamin’izy ireo: Ento miaraka aminareo ny mpanompon’ny tomponareo ary ampitaingeno ny ampondravaviko i Solomona zanako lahy ka ento midina any Gihona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy ny mpanjaka tamin’ireo: «Ento miaraka aminareo ny mpanompon’ny tomponareo, ka ampitaingeno ny mole vaviko i Salômôna zanako, dia ento miditra mankany Gihôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nobaikoiny hoe: –Vorio ny miaramila mpiambina ahy, dia ampitaingeno ny borikivaviko i Salômôna zanako, ka ento midina any Gihôna izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ento miaraka aminareo ny mpanompon'ny tomponareo, ary ampitaingeno ny ampondravaviko Solomona zanakolahy, ka ento midina any Gihona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka tamin’izy ireo: Ento miaraka aminareo ny mpanompon’ny tomponareo ary ampitaingeno ny ampondravaviko i Solomona zanako lahy ka ento midina any Gihona izy.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ento miaraka aminareo ny mpanompon'ny tomponareo, ary ampitaingeno ny ampondravaviko Solomona zanakolahy, ka ento midina any Gihona izy.