1 Kings 1:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namaly ny mpanjaka i Benaia, zanak’i Joiada hoe: Amena! Hiteny tahaka izany koa anie NY TOMPO, Andriamanitry ny mpanjaka tompoko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Banaiasa zanak’i Jôiadasa ka nanao tamin’ny mpanjaka hoe: «Amen! Ho toy izany koa anie no didin’i Iaveh Andriamanitry ny mpanjaka tompoko!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Benaià zanakalahin’i Jôiadà namaly ny mpanjaka: –Amen! Izany no tenin’ny TOMPO Andriamanitrao, ry andriamanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Benaja, zanak'i Joiada, namaly ny mpanjaka hoe: Amena! Hiteny tahaka izany koa anie Jehovah, Andriamanitry ny mpanjaka tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namaly ny mpanjaka i Benaia, zanak’i Joiada hoe: Amena! Hiteny tahaka izany koa anie NY TOMPO, Andriamanitry ny mpanjaka tompoko!
malagasy
Ary Benaja, zanak'i Joiada, namaly ny mpanjaka hoe: Amena! Hiteny tahaka izany koa anie Jehovah, Andriamanitry ny mpanjaka tompoko.