1 Kings 1:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny nomban’NY TOMPO ny mpanjaka tompoko anie no mba hombany an’i Solomona koa, ary hataony be voninahitra mihoatra noho ny sezafiandrianan’i Davida mpanjaka tompoko anie ny sezafiandrianan’i Solomona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho toy ny nomban’i Iaveh ny mpanjaka tompoko anie no hombàny an’i Salômôna koa ary hasandrany ho ambony noho ny seza fiandrianan’i Davida mpanjaka tompoko anie ny seza fiandrianan’i Salômôna!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny efa nanombàn’ny TOMPO anao anie, ry andriamanjaka, no hanombàny koa an’i Salômôna; ary hataony be voninahitra noho ny anao anie ny sezafiandrianan’i Salômôna!
Malagasy Bible 1865
Toy ny nomban'i Jehovah ny mpanjaka tompoko anie no mba hombany an'i Solomona koa, ary hataony be voninahitra mihoatra noho ny seza fiandrianan'i Davida mpanjaka tompoko anie ny seza fiandrianan'i Solomona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny nomban’NY TOMPO ny mpanjaka tompoko anie no mba hombany an’i Solomona koa, ary hataony be voninahitra mihoatra noho ny sezafiandrianan’i Davida mpanjaka tompoko anie ny sezafiandrianan’i Solomona!
malagasy