1 Kings 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tena tsara tarehy Razazavavy. Tonga mpitaiza ny mpanjaka sady nanompo azy izy. Ny mpanjaka anefa dia tsy nanam-piraisana taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara tarehy tokoa razazavavy, sady nitaiza sy nanompo ny mpanjaka, nefa ny mpanjaka tsy nahalala azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara tarehy fatratra ilay tovovavy ka tonga mpitaiza sy mpanompon’ny mpanjaka; nefa tsy niray taminy akory ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary tsara tarehy dia tsara tarehy razazavavy, dia tonga mpitaiza ny mpanjaka sady nanompo azy izy; nefa ny mpanjaka tsy nahalala azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tena tsara tarehy Razazavavy. Tonga mpitaiza ny mpanjaka sady nanompo azy izy. Ny mpanjaka anefa dia tsy nanam-piraisana taminy.
malagasy
Ary tsara tarehy dia tsara tarehy razazavavy, dia tonga mpitaiza ny mpanjaka sady nanompo azy izy; nefa ny mpanjaka tsy nahalala azy.