1 Kings 1:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra nanaraka azy ny vahoaka rehetra sady nitsoka sodina no nifaly indrindra ka nila hitresaka ny tany noho ny feony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, dia niakatra nanaraka azy ny vahoaka rehetra. Nitsoka sodina ny vahoaka sy nifaly indrindra, ka nahavaky ny tany ny horakoraka avy amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niakatra nanaraka azy tao an-tanàna ny vahoaka rehetra izay nitsoka sodina sady faly aoka izany, ka dia nila hitresaka ny tany noho ny horakorany.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra nanaraka azy ny vahoaka rehetra ary nitsoka sodina sady nifaly dia nifaly, ka dia nihorohoro ny tany noho ny feony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra nanaraka azy ny vahoaka rehetra sady nitsoka sodina no nifaly indrindra ka nila hitresaka ny tany noho ny feony.
malagasy
Dia niakatra nanaraka azy ny vahoaka rehetra ary nitsoka sodina sady nifaly dia nifaly, ka dia nihorohoro ny tany noho ny feony.[Heb. nitresaka]