1 Kings 1:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mbola niteny izy dia indro tonga i Jonatana, zanak’i Abiatara mpisorona. Dia hoy i Adonia taminy: Mandrosoa, fa lehilahy azo antoka ianao ka vaovao tsara no hoentinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola miteny eo izy, no indro tonga i Jônatasy zanak’i Abiatara mpisorona. Hoy i Adoniasa taminy: «Mandrosoa fa lehilahy mahery fo ianao, ka mpitondra zava-baovao tsara.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niteny toy izany izy, dia indro niditra i Jônatàna zanakalahin’i Abiatara mpisorona; ka hoy i Adônià taminy: –Mandrosoa fa olom-banona ianao, ka ho vaovao tsara no entinao.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mbola niteny izy, indro, tonga Jonatana, zanak'i Abiatara mpisorona; ary hoy Adonia taminy: Mandrosoa; fa lehilahy tsara fanahy ianao, ka ho teny tsara no entinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mbola niteny izy dia indro tonga i Jonatana, zanak’i Abiatara mpisorona. Dia hoy i Adonia taminy: Mandrosoa, fa lehilahy azo antoka ianao ka vaovao tsara no hoentinao.
malagasy
Fa raha mbola niteny izy, indro, tonga Jonatana, zanak'i Abiatara mpisorona; ary hoy Adonia taminy: Mandrosoa; fa lehilahy tsara fanahy ianao, ka ho teny tsara no entinao.