1 Kings 1:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy i Jonatana tamin’i Adonia: Tsia! Tsy izany velively fa i Davida mpanjaka tompontsika dia nanangana an’i Solomona ho mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Jônatasy, ka nanao tamin’i Adoniasa hoe: «Eny lahy, izany tokoa, fa nanangana an’i Salômôna ho mpanjaka i Davida mpanjaka tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niteny i Jônatàna ka nanao tamin’i Adônià hoe: –Indrisy, tsy izany akory fa izao: I Davida andriamanjaka no efa nanangana an’i Salômôna ho mpanjaka handimby azy.
Malagasy Bible 1865
Fa Jonatana niteny ka nanao tamin'i Adonia hoe: Tsia, tsy izany tsy akory, fa Davida mpanjaka tompontsika efa nanangana an'i Solomona tokoa ho mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy i Jonatana tamin’i Adonia: Tsia! Tsy izany velively fa i Davida mpanjaka tompontsika dia nanangana an’i Solomona ho mpanjaka.
malagasy
Fa Jonatana niteny ka nanao tamin'i Adonia hoe: Tsia, tsy izany tsy akory, fa Davida mpanjaka tompontsika efa nanangana an'i Solomona tokoa ho mpanjaka.