1 Kings 1:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjaka no naniraka an’i Zadoka mpisorona, i Natana mpaminany, i Benaia, zanak’i Joiada ary ny Keretita sy ny Peletita hiaraka aminy ka nampitaingenin’ireo ny ampondravavin’ny mpanjaka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirahin’ny mpanjaka hiaraka aminy i Sadôka mpisorona sy i Natàna mpaminany ary i Banaiasa zanak’i Jôiadasa, mbamin’ny Keretianina sy ny Feletianina, ka nampitaingenan’ireo ny mole vavin’ny mpanjaka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Davida efa naniraka an’i Tsadôka mpisorona sy i Natàna mpaminany ary i Benaià zanakalahin’i Jôiadà mbamin’ny Keretita sy ny Peletita mpiambina mba hiaraka amin’i Salômôna; ka ireo no nampitaingina azy ny borikivavin’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka efa naniraka an'i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Benaia, zanak'i Joiada, ary ny miaramila mpiambina andriana hiaraka aminy, ka nampitaingenin'ireo ny ampondravavin'ny mpanjaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanjaka no naniraka an’i Zadoka mpisorona, i Natana mpaminany, i Benaia, zanak’i Joiada ary ny Keretita sy ny Peletita hiaraka aminy ka nampitaingenin’ireo ny ampondravavin’ny mpanjaka izy.
malagasy