1 Kings 1:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga koa ny mpanompon’ny mpanjaka hisaotra an’i Davida mpanjaka tompontsika hoe: Hataon’Andriamanitrao ho tsara noho ny anaranao anie ny anaran’i Solomona, ary hataony ho be voninahitra mihoatra noho ny sezafiandriananao anie ny sezafiandrianany! Dia niankohoka teo am-parafara ny mpanjaka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny mpanompon’ny mpanjaka aza, efa avy nisaotra an’i Davida mpanjaka tompontsika, nanao hoe: Hataon’ny Andriamanitrareo malaza noho ny anaranao anie ny anaran’i Salômôna, ary hasandrany ho ambony noho ny seza fiandriananao ny seza fiadrianany! Dia niankohoka teo am-parafara ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tonga niarahaba an’i Davida andriamanjaka ireo minisitra ka nanao hoe: «Hataon’ilay Andriamanitrao ho tsara laza kokoa noho ianao anie i Salômôna, ary hataony ho be voninahitra noho ny sezafiandriananao anie ny sezafiandrianany». Dia niankohoka teo am-parafara ny mpanjaka,
Malagasy Bible 1865
Ary dia tonga koa ny mpanompon'ny mpanjaka hisaotra an'i Davida mpanjaka tompontsika hoe: Hataon'Andriamanitrao ho tsara noho ny anaranao anie ny anaran'i Solomona, ary hataony ho be voninahitra mihoatra noho ny seza fiandriananao anie ny seza fiandrianany! Dia niankohoka teo am-parafara ny mpanjaka
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga koa ny mpanompon’ny mpanjaka hisaotra an’i Davida mpanjaka tompontsika hoe: Hataon’Andriamanitrao ho tsara noho ny anaranao anie ny anaran’i Solomona, ary hataony ho be voninahitra mihoatra noho ny sezafiandriananao anie ny sezafiandrianany! Dia niankohoka teo am-parafara ny mpanjaka
malagasy