1 Kings 1:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nanolotra ny mpandimby ahy eo amin’ny sezafiandrianako androany, sady hitan’ny masoko koa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny toy izao aza ny mpanjaka nanao hoe: ‹Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitr’i Israely, fa nanome ahy mpandimby eo amin’ny seza fiandrianako Izy androany, hahazoako mahita maso an’izany.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niteny hoe: «Hisaorana anie ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, fa nanome izay ho mpandimby ahy eo amin’ny sezafiandrianako androany; ary mbola mihiratra ny masoko no mitranga izany».
Malagasy Bible 1865
ka niteny hoe: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely Izay nanome ny hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako androany, sady hitan'ny masoko koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nanolotra ny mpandimby ahy eo amin’ny sezafiandrianako androany, sady hitan’ny masoko koa izany.
malagasy
ka niteny hoe: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely Izay nanome ny hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako androany, sady hitan'ny masoko koa izany.