1 Kings 1:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia raiki-tahotra izay rehetra nasain’i Adonia ka niainga ary samy lasa nandeha tamin’izay nalehany avy izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiki-tahotra mafy izy rehetra nasain’i Adoniasa ka tafatsangana dia samy lasa nandeha amin’izay nalehany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raiki-tahotra avokoa ireo olona nasain’i Adônià ka nitsangana ary samy nandositra tamin’izay azony nitsoahana.
Malagasy Bible 1865
Dia raiki-tahotra izay rehetra nasain'i Adonia ka niainga, ary samy lasa nandeha amin'izay nalehany avy izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia raiki-tahotra izay rehetra nasain’i Adonia ka niainga ary samy lasa nandeha tamin’izay nalehany avy izy rehetra.
malagasy
Dia raiki-tahotra izay rehetra nasain'i Adonia ka niainga, ary samy lasa nandeha amin'izay nalehany avy izy rehetra.