1 Kings 1:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natahotra an’i Solomona koa i Adonia dia niainga ka lasa nihazona mafy ny tandroky ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Adoniasa natahotra an’i Salômôna ka nitsangana, dia nandeha namikitra tamin’ny tandroky ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natahotra an’i Salômôna koa i Adônià, dia nitsangana ka lasa namikitra tamin’ny tandroky ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Ary Adonia koa natahotra an'i Solomona, dia niainga ka lasa nangia ny tandroky ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natahotra an’i Solomona koa i Adonia dia niainga ka lasa nihazona mafy ny tandroky ny alitara.
malagasy
Ary Adonia koa natahotra an'i Solomona, dia niainga ka lasa nangia ny tandroky ny alitara.