1 Kings 1:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka hampidina azy hiala tamin’ny alitara i Solomona mpanjaka. Tonga niankohoka teo anatrehan’i Solomona mpanjaka izy ary hoy i Solomona taminy: Modia any an-tranonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary naniraka olona hampidina azy hiala teo amin’ny ôtely i Salômôna; ka tonga niankohoka teo anatrehan’i Salômôna mpanjaka izy, dia hoy i Salômôna taminy hoe: «Mandehana any an-tranonao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naniraka olona hampidina azy hiala teo amin’ny alitara i Salômôna. Ary tonga niankohoka teo anatrehan’i Salômôna mpanjaka i Adônià ka nitenenany hoe: –Mahazo mody an-tranonao ianao!
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka Solomona mpanjaka nampidina azy hiala amin'ny alitara. Dia avy izy ka niankohoka teo anatrehan'i Solomona mpanjaka; ary dia hoy Solomona taminy: Modia any an-tranonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka hampidina azy hiala tamin’ny alitara i Solomona mpanjaka. Tonga niankohoka teo anatrehan’i Solomona mpanjaka izy ary hoy i Solomona taminy: Modia any an-tranonao.
malagasy
Dia naniraka Solomona mpanjaka nampidina azy hiala amin'ny alitara. Dia avy izy ka niankohoka teo anatrehan'i Solomona mpanjaka; ary dia hoy Solomona taminy: Modia any an-tranonao.