1 Kings 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatrizay niainany dia tsy mbola niteny mafy azy akory ny rainy hoe: Nahoana ianao no manao toy izao? Izy moa dia lehilahy tsara tarehy tokoa, ary izy no nateraky ny reniny nanarakaraka an’i Absaloma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny rainy tsy mbola mba nampalahelo azy na oviana na oviana tamin’ny andro niainany nanao hoe: «Nahoana ianao no manao toy izao?» Sady tsara tarehy tokoa moa i Adoniasa, ary nateraky ny reniny izy nanaraka an’i Absalôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatramin’izay niainany dia tsy mbola niteny mafy azy i Davida rainy na nanontany azy ny antony nanaovany izany. Izy moa dia lehilahy tsara tarehy tokoa, ary natera-dreniny nanarakaraka an’i Absalôma.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rainy tsy mbola niteny mafy azy atory hatrizay niainany nanao hoe: Nahoana ianao no manao toy izao? sady lehilahy tsara tarehy tokoa izy; ary izy no na tera-dreniny nanarakaraka an'i Absaloma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatrizay niainany dia tsy mbola niteny mafy azy akory ny rainy hoe: Nahoana ianao no manao toy izao? Izy moa dia lehilahy tsara tarehy tokoa, ary izy no nateraky ny reniny nanarakaraka an’i Absaloma.
malagasy
Ary ny rainy tsy mbola niteny mafy azy atory hatrizay niainany nanao hoe: Nahoana ianao no manao toy izao? sady lehilahy tsara tarehy tokoa izy; ary izy no na tera-dreniny nanarakaraka an'i Absaloma.