1 Kings 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niresaka tamin’i Joaba, zanak’i Zeroia sy i Abiatara mpisorona izy; niandany tamin’i Adonia izy roa lahy ireo sady nanampy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy resadresaka natao tamin’i Jôaba, zanak’i Sarvià sy tamin’i Abiatara mpisorona, fa rafitra niandany tamin’i Adoniasa izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niresaka tamin’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià sy tamin’i Abiatara mpisorona i Adônià, ka nahazo ny fanohanan’ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary efa niresaka tamin'i Joaba, zanak'i Zeroia, sy Abiatara mpisorona izy; ka dia niandany tamin'i Adonia izy roa lahy ka nanampy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niresaka tamin’i Joaba, zanak’i Zeroia sy i Abiatara mpisorona izy; niandany tamin’i Adonia izy roa lahy ireo sady nanampy azy.
malagasy
Ary efa niresaka tamin'i Joaba, zanak'i Zeroia, sy Abiatara mpisorona izy; ka dia niandany tamin'i Adonia izy roa lahy ka nanampy azy.