1 Kings 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Zadoka mpisorona, i Benaia, zanak’i Joiada, i Natana mpaminany, i Simey, i Rey ary ireo lehilahy mahery fo izay an’i Davida kosa dia tsy mba niandany tamin’i Adonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba nety nikambana tamin’i Adoniasa kosa i Sadôka mpisorona, i Banaiasa zanak’i Jôiadasa, i Natàna mpaminany, i Semeià, i Reia, mbamin’ny lehilahy maherin’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Tsadôka mpisorona sy i Benaià zanakalahin’i Jôiadà sy i Natàna mpaminany mbamin’i Simehỳ sy i Rehỳ ary ireo kalazan’i Davida kosa tsy mba niandany tamin’i Adônià.
Malagasy Bible 1865
Fa Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak'i Joiada, sy Natana mpaminany sy Simey sy Rey ary ny lehilahy mahery izay an'i Davida kosa tsy mba niandany tamin'i Adonia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Zadoka mpisorona, i Benaia, zanak’i Joiada, i Natana mpaminany, i Simey, i Rey ary ireo lehilahy mahery fo izay an’i Davida kosa dia tsy mba niandany tamin’i Adonia.
malagasy
Fa Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak'i Joiada, sy Natana mpaminany sy Simey sy Rey ary ny lehilahy mahery izay an'i Davida kosa tsy mba niandany tamin'i Adonia.