1 Kings 10:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo sambon’i Hirama, izay naka volamena avy any Ofira koa, dia nitondra hazo sarobidy be dia be sy vatosoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sambon’i Hirama izay nitondra volamena avy any Ofira, dia nitondra hazo santala be dia be sy vatosoa koa avy any Ofira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sambon’i Hirama, izay naka volamena avy tany Ôfira, dia nitondra hazo sarobidy betsaka tokoa sy vatosoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sambon'i Hirama koa, izay naka volamena avy any Ofira, dia nitondra hazo almoga be indrindra sy vato soa avy any Ofira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo sambon’i Hirama, izay naka volamena avy any Ofira koa, dia nitondra hazo sarobidy be dia be sy vatosoa.
malagasy
Ary ny sambon'i Hirama koa, izay naka volamena avy any Ofira, dia nitondra hazo almoga be indrindra sy vato soa avy any Ofira.