1 Kings 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy izay hetra azony avy tamin’ny mpivaro-mandeha sy tamin’ny mpivarotra ary tamin’ny mpanjakan’ny firenena samihafa rehetra sy tamin’ny mpifehy ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy ny azony amin’ny mpandranto sy amin’ny varotry ny mpivarotra ambongadiny sy amin’ny mpanjakan’i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ankoatra ny haba nalainy tamin’ny mpandranto sy ny mpivarotra ary ny hetra naloan’ny mpanjaka vahiny na voaangon’ireo governoran’ny tany.
Malagasy Bible 1865
afa-tsy izay azony tamin'ny mpandranto.sy ny tamin'ny varotry ny mpivarotra ary tamin'ny mpanjakan'ny firenena samy hafa rehetra sy tamin'ny mpanapaka ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy izay hetra azony avy tamin’ny mpivaro-mandeha sy tamin’ny mpivarotra ary tamin’ny mpanjakan’ny firenena samihafa rehetra sy tamin’ny mpifehy ny tany.
malagasy
afa-tsy izay azony tamin'ny mpandranto.sy ny tamin'ny varotry ny mpivarotra ary tamin'ny mpanjakan'ny firenena samy hafa rehetra sy tamin'ny mpanapaka ny tany.