1 Kings 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao sezafiandrianana ivoara lehibe indray ny mpanjaka ka nopetahany takelaka volamena voafantina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao seza fiandrianana ivoara lehibe ny mpanjaka, nopetahany volamena madio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampamboatra sezafiandrianana lehibe koa izy, dia sezafiandrianana izay voaravaka ivoara sady nopetahana takela-bolamena madio.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka dia nanao seza fiandrianana ivory lehibe, ka nopetahany takela-bolamena tsara indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao sezafiandrianana ivoara lehibe indray ny mpanjaka ka nopetahany takelaka volamena voafantina izany.
malagasy
Ary ny mpanjaka dia nanao seza fiandrianana ivory lehibe, ka nopetahany takela-bolamena tsara indrindra.