1 Kings 10:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy ambaratonga enina tamin’ny sezafiandrianana; ny tapany ambony amin’ny sezafiandrianana dia boribory ny eo an-damosiny; nisy fitehenan-tanana teo an-daniny roa amin’ny fipetrahana; ary nisy sarivongana liona roa nijoro teo akaikin’ny fitehenan-tanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Io seza fiandrianana io dia nisy ambaratonga enina, boribory ny lohany ambony amin’ny seza eo an-damosina, nisy fitehenan-tanana ny laniny roa amin’ny fipetrahana, nisy liona roa teo akaikin’ny fitehenan-tanana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy zanatohatra enina tamin’io sezafiandrianana io; miendrika faribolana ny fiankinana teo aminy ary nisy fitehenan-tanana teo an-daniny roa amin’ny fipetrahana. Nisy sarin-diona iray avy teo an-kilan’ny fitehenan-tanana;
Malagasy Bible 1865
Nisy ambaratonga enina tamin'ny seza fiandrianana; ary ny lohan'ny seza fiandrianana, dia boribory ny eo an damosiny; ary nisy fitehenan-tanana teo an-daniny roa amin'ny fipetrahana; ary nisy sarin-diona roa teo an-danin'ny fitehenan-tanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy ambaratonga enina tamin’ny sezafiandrianana; ny tapany ambony amin’ny sezafiandrianana dia boribory ny eo an-damosiny; nisy fitehenan-tanana teo an-daniny roa amin’ny fipetrahana; ary nisy sarivongana liona roa nijoro teo akaikin’ny fitehenan-tanana.
malagasy