1 Kings 10:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tonga tany Jerosalema izy mbamin’ny mpanotrona marobe sy ny rameva izay nitondra zavamanitra sy volamena sesehena ary vatosoa. Rehefa tonga tany amin’i Solomona izy dia nilaza taminy izay rehetra tao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tany Jerosalema izy, narahin’ny kalesy maro be sy rameva nitondra zava-manitra, volamena sesehena, ary vatosoa. Dia nandroso ho any amin’i Salômôna izy, dia nolazainy taminy izay rehetra tao am-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tany Jerosalema izy sy ny mpanaraka azy marobe, ny rameva izay nivesatra zava-manitra sy volamena sesehena ary vatosoa. Rehefa mby tao amin’i Salômôna ity mpanjakavavy, dia nilaza taminy izay rehetra tao am-pony.
Malagasy Bible 1865
ka tonga tany Jerosalema izy mbamin'ny mpanaraka maro be sy ny rameva izay nitondra zava-manitra sy volamena sesehena ary vato soa; ary rehefa tonga tany amin'i Solomona izy, dia nilaza taminy izay rehetra tao ampony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tonga tany Jerosalema izy mbamin’ny mpanotrona marobe sy ny rameva izay nitondra zavamanitra sy volamena sesehena ary vatosoa. Rehefa tonga tany amin’i Solomona izy dia nilaza taminy izay rehetra tao am-pony.
malagasy