1 Kings 10:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy sarivongana liona roa amby folo teo an-daniny roa tamin’ny ambaratonga enina. Tsy nisy nahavita tahaka izany mihitsy tany amin’ny fanjakana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nisy liona 12 amin’ny ambaratonga enina, dia enina isan-daniny avy. Tsy nisy zavatra natao toy izany na tamin’ny fanjakana inona na tamin’ny fanjakana inona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary sarin-diona enina avy no teo an-daniny roa amin’ny zanatohatra enina. Tsy nisy natao tahaka izany mihitsy tany amin’ny fanjakana hafa rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy sarin-diona roa ambin'ny folo teo an-daniny roa teo amin'ny ambaratonga enina. Tsy nisy natao tahaka izany tany amin'ny fanjakana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy sarivongana liona roa amby folo teo an-daniny roa tamin’ny ambaratonga enina. Tsy nisy nahavita tahaka izany mihitsy tany amin’ny fanjakana rehetra.
malagasy
Ary nisy sarin-diona roa ambin'ny folo teo an-daniny roa teo amin'ny ambaratonga enina. Tsy nisy natao tahaka izany tany amin'ny fanjakana rehetra.