1 Kings 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanankarena sady hendry noho ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany i Solomona mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Salômôna mpanjaka dia ambony noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany, tamin’ny harena amam-pahendrena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salômôna mpanjaka dia nihoatra noho ny mpanjaka hafa rehetra tambonin’ny tany tamin’ny harena sy ny fahendrena.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona mpanjaka dia nanankarena sady hendry noho ny mpanjaka rehetra ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanankarena sady hendry noho ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany i Solomona mpanjaka.
malagasy
Ary Solomona mpanjaka dia nanankarena sady hendry noho ny mpanjaka rehetra ambonin'ny tany.