1 Kings 10:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naniry hahita an’i Solomona ny tany rehetra mba hihaino ny fahendrena izay nataon’Andriamanitra tao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy nitady hahita an’i Salômôna avokoa ny olona rehetra mba hihaino ny fahendrena nataon’Andriamanitra ao am-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olona avy amin’ny tany tontolo no nitady hahita an’i Salômôna mba hihaino ny fahendrena izay nataon’Andriamanitra tao am-pony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tany rehetra nitady hahita ny tavan'i Solomona mba hihaino ny fahendrena izay nataon'Andriamanitra tao am-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naniry hahita an’i Solomona ny tany rehetra mba hihaino ny fahendrena izay nataon’Andriamanitra tao am-pony.
malagasy
Ary ny tany rehetra nitady hahita ny tavan'i Solomona mba hihaino ny fahendrena izay nataon'Andriamanitra tao am-pony.