1 Kings 10:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voavalin’i Solomona izy tamin’izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra miafina tamin’ny mpanjaka ka tsy nambarany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voavalin’i Salômôna avokoa ny fanontaniany, fa tsy nisy niafina tamin’ny mpanjaka, ka tsy hainy novaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voavalin’i Salômôna avokoa ny fanontaniana rehetra nataony, ka tsy nisy zavatra niafina tamin’ny mpanjaka ireny fa nanomezany valinteny avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary voavalin'i Solomona izy tamin'izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra niafina tamin'ny mpanjaka, ka dia nambarany azy avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voavalin’i Solomona izy tamin’izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra miafina tamin’ny mpanjaka ka tsy nambarany azy.
malagasy
Ary voavalin'i Solomona izy tamin'izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra niafina tamin'ny mpanjaka, ka dia nambarany azy avokoa.