1 Kings 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ilay mpanjakavavin’i Sheba ny fahendren’i Solomona rehetra sy ny trano izay naoriny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa hitan’ity mpanjaka vavin’i Sabà ny fahendren’i Salômôna rehetra, ny trano nataony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa samy hitan’ny mpanjakavavin’i Sebà ny fahendren’i Salômôna sy ny trano naoriny,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'ilay mpanjakavavin'i Sheba ny fahendren'i Solomona rehetra sy ny trano izay nataony
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ilay mpanjakavavin’i Sheba ny fahendren’i Solomona rehetra sy ny trano izay naoriny,
malagasy
Ary rehefa hitan'ilay mpanjakavavin'i Sheba ny fahendren'i Solomona rehetra sy ny trano izay nataony