1 Kings 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Marina ny teny reko tany amin’ny taniko ny amin’ny teninao sy ny fahendrenao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nilaza tamin’ny mpanjaka hoe: «Hay va re, dia marina tokoa ny zavatra reko tany amin’ny taniko, ny amin’ny momba ny tenanao sy ny fahendrenao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nilaza tamin’ny mpanjaka hoe: –Marina avokoa izay resaka reko tany amin’ny taniko momba ny teninao sy ny fahendrenao.
Malagasy Bible 1865
Ka hoy izy tamin'ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin'ny taniko ny amin'ny teninao sy ny fahendrenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Marina ny teny reko tany amin’ny taniko ny amin’ny teninao sy ny fahendrenao!
malagasy
Ka hoy izy tamin'ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin'ny taniko ny amin'ny teninao sy ny fahendrenao.