1 Kings 11:10 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nanome didy azy ny amin’izany zavatra izany mba tsy hanarahany andriamanitra hafa, kanefa tsy notandremany izay nandidian’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady efa nandrara azy ny amin’izany, mba tsy hanarahany andriamani-kafa, nefa tsy nitandrina ny didin’i Iaveh izy.
Malagasy Bible 1865
sady efa nandidy azy ny amin'izany zavatra izany tsy hanaraka andriamani-kafa; nefa tsy nitandrina izay nandidian'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nanome didy azy ny amin’izany zavatra izany mba tsy hanarahany andriamanitra hafa, kanefa tsy notandremany izay nandidian’NY TOMPO azy.
malagasy