1 Kings 11:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy hataoko amin’ny andronao izany noho ny amin’i Davida rainao; fa rehefa tonga amin’ny zanakao vao hendahiko aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hataoko amin’ny andronao anefa izany, noho ny amin’i Davida rainao, fa rehefa mby amin’ny zanakao vao hoendahako aminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, noho ny amin’i Davida rainao, dia tsy hataoko amin’ny andronao izany; fa rehefa mby amin’ny zanakao kosa vao hoendahako eo am-pelatanany ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
Kanefa kosa tsy hataoko amin'ny andronao izany noho ny amin'i Davida rainao; fa rehefa mby amin'ny zanakao vao hendahako aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy hataoko amin’ny andronao izany noho ny amin’i Davida rainao; fa rehefa tonga amin’ny zanakao vao hendahiko aminy.
malagasy
Kanefa kosa tsy hataoko amin'ny andronao izany noho ny amin'i Davida rainao; fa rehefa mby amin'ny zanakao vao hendahako aminy.