1 Kings 11:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy hendahiko manontolo ny fanjakana fa mba homeko firenena iray ihany ny zanakao noho ny amin’i Davida mpanompoko sy Jerosalema izay nofidiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy dia ny fanjakana manontolo koa aza no hoendahako, fa hamelako foko iray ihany ny zanakao, noho ny amin’i Davida mpanompoko, sy noho ny amin’i Jerosalema izay voafidiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy hoendahako aminy avokoa akory ny fanjakana manontolo, fa hamelako foko iray ihany izy noho i Davida mpanompoko ary noho i Jerosalema izay nofidiko.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy dia hendahako avokoa ny fanjakana rehetra, fa mba homeko firenena iray ihany ny zanakao noho ny amin'i Davida mpanompoko sy Jerosalema izay nofidiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy hendahiko manontolo ny fanjakana fa mba homeko firenena iray ihany ny zanakao noho ny amin’i Davida mpanompoko sy Jerosalema izay nofidiko.
malagasy
Nefa tsy dia hendahako avokoa ny fanjakana rehetra, fa mba homeko firenena iray ihany ny zanakao noho ny amin'i Davida mpanompoko sy Jerosalema izay nofidiko.