1 Kings 11:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanangana fahavalo hanohitra an’i Solomona NY TOMPO, dia i Hadada edomita, taranaky ny mpanjakan’i Edoma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nananganan’i Iaveh fahavalo i Salômôna, dia i Adada Edômita, tamingam-panjakan’i Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanangana olona iray hanohitra an’i Salômôna ny TOMPO, dia i Hadada izay Edômita taranaky ny mpanjakan’i Edôma.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nanangana fahavalo hanohitra an'i Solomona, dia Hadada Edomita, tamingan'ny mpanjakan'i Edoma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanangana fahavalo hanohitra an’i Solomona NY TOMPO, dia i Hadada edomita, taranaky ny mpanjakan’i Edoma.
malagasy
Ary Jehovah nanangana fahavalo hanohitra an'i Solomona, dia Hadada Edomita, tamingan'ny mpanjakan'i Edoma.