1 Kings 11:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fony nanafika an’i Edoma i Davida dia niakatra handevina ny maty tany i Joaba, komandin’ny miaramila, ary namono ny lehilahy rehetra tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro niadian’i Davida tamin’i Edôma, raha niakatra handevina ny maty i Jôaba filohan’ny tafika, dia namono ny lehilahy rehetra tany Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fotoana niadian’i Davida tamin’ny fanjakan’i Edôma no nitrangan’izany. Nandeha tany i Jôaba filohan-tafika handevina ny Israelita maty an’ady; ary avy eo izy dia nampandringana ny lehilahy edômita rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa nanafika an'i Edoma Davida, ary Joaba, komandin'ny miaramila, niakatra handevina ny maty ary efa namono ny lehilahy rehetra tany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fony nanafika an’i Edoma i Davida dia niakatra handevina ny maty tany i Joaba, komandin’ny miaramila, ary namono ny lehilahy rehetra tany;
malagasy
Fa rehefa nanafika an'i Edoma Davida, ary Joaba, komandin'ny miaramila, niakatra handevina ny maty ary efa namono ny lehilahy rehetra tany