1 Kings 11:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
enim-bolana no nitoeran’i Joaba sy ny Israely rehetra tany Edoma mandra-pandringany ny lehilahy rehetra tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitoetra tany enim-bolana i Jôaba mbamin’i Israely rehetra, mandra-pandringany ny lehilahy rehetra tany Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nitoetra enim-bolana tany Edôma i Jôaba sy ny tafik’i Israely manontolo mandra-pandringana ny lehilahy rehetra tany.
Malagasy Bible 1865
(fa enim-bolana no nitoeran'i Joaba sy ny Isiraely rehetra tany Edoma mandra-pandringany ny lehilahy rehetra tany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
enim-bolana no nitoeran’i Joaba sy ny Israely rehetra tany Edoma mandra-pandringany ny lehilahy rehetra tany.
malagasy
(fa enim-bolana no nitoeran'i Joaba sy ny Isiraely rehetra tany Edoma mandra-pandringany ny lehilahy rehetra tany),