1 Kings 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita fitia fatratra teo imason’i Farao i Hadada ka ny rahavavin’i Tapanesa, vadin’ny mpanjaka, no nomeny ho vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita fitia teo imason’i Faraôna tokoa i Adada, fa nomeny ho vadiny aza ny rahavavin’ny vadiny, dia ny rahavavin’i Tafnesa mpanjakavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita fitia fatratra teo imason’ny Farao i Hadada, ka dia nomeny azy ho vady ny rahavavin’i Tahapenesa vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Hadada nahita fitia fatratra teo imason'i Farao, ka dia ny rahavavin'i Tapanesa, vadin'ny mpanjaka, no nomeny ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita fitia fatratra teo imason’i Farao i Hadada ka ny rahavavin’i Tapanesa, vadin’ny mpanjaka, no nomeny ho vadiny.
malagasy
Ary Hadada nahita fitia fatratra teo imason'i Farao, ka dia ny rahavavin'i Tapanesa, vadin'ny mpanjaka, no nomeny ho vadiny.