1 Kings 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny rahavavin’i Tapanesa dia niteraka zazalahy tamin’i Hadada, dia i Genobata, izay notezain’i Tapanesa tao an-tranon’i Farao; niara-nitoetra tamin’ny zanakalahin’i Farao tao an-dapa i Genobata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitera-dahy taminy ny rahavavin’i Tafnesa, dia i Genobata, izay notazan’i Tafnesa tao an-tranon’i Faraôna, dia nipetraka tao an-tranon’i Faraôna i Genobata teo afovoan’ny zanak’i Faraôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitera-dahy tamin’i Hadada ny rahavavin’i Tahapenesa, dia i Genôbata izay notezain’i Tahapanesa sady niara-nipetraka tamin’ny zanakalahin’ny Farao tao an-dapa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahavavin'i Tapanesa niteraka zazalahy tamin'i Hadada, dia Genobata, izay notazan'i Tapanesa tao an-tranon'i Farao; ary Genobata niara-nitoetra tamin'ny zanakalahin'i Farao tao an-dapa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny rahavavin’i Tapanesa dia niteraka zazalahy tamin’i Hadada, dia i Genobata, izay notezain’i Tapanesa tao an-tranon’i Farao; niara-nitoetra tamin’ny zanakalahin’i Farao tao an-dapa i Genobata.
malagasy
Ary ny rahavavin'i Tapanesa niteraka zazalahy tamin'i Hadada, dia Genobata, izay notazan'i Tapanesa tao an-tranon'i Farao; ary Genobata niara-nitoetra tamin'ny zanakalahin'i Farao tao an-dapa.