1 Kings 11:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Farao taminy: Fa inona moa no zavatra mahory anao atỳ amiko no dia mitady hody any amin’ny tanindrazanao indray ianao? Hoy ny navaliny: Tsy misy mahory ahy, fa alefaso ihany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Faraôna taminy: «Inona no tsy mahampy ny ilainao, no dia maniry hody any amin’ny taninao ianao?» Ary hoy ny navaliny: «Tsy inona tsy inona akory fa avelao ihany aho mba handeha.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Farao kosa niteny taminy hoe: –Inona no mahory anao eto amiko, no mitady hody any amin’ny taninao indray ianao? Dia hoy ny navaliny: –Tsy misy na dia kely aza, saingy avelao ihany aho handeha!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Farao taminy: Fa inona moa no zavatra mahory anao atỳ amiko, no dia mitady hody any amin'ny tanin-drazanao indray ianao? Ary hoy ny navaliny: Tsy misy mahory ahy tsy akory; nefa alefaso ihany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Farao taminy: Fa inona moa no zavatra mahory anao atỳ amiko no dia mitady hody any amin’ny tanindrazanao indray ianao? Hoy ny navaliny: Tsy misy mahory ahy, fa alefaso ihany aho.
malagasy