1 Kings 11:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanangana fahavalo hafa hanohitra an’i Solomona koa Andriamanitra, dia i Rezona, zanak’i Eliada, izay nandositra an’i Hadadezera tompony, mpanjakan’i Zoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nananganan’Andriamanitra fahavalo hafa koa i Salômôna dia i Razôna, zanak’i Eliadà, izay nandositra niala tao amin’i Adarezera tompony, mpanjakan’i Sobà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanangana olon-kafa koa Andriamanitra mba hanohitra an’i Salômôna, dia i Rezôna izay zanakalahin’i Eliadà sady efa nandositra an’i Hadadehezera tompony, mpanjakan’i Tsôbà.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nanangana fahavalo koa hanohitra an'i Solomona, dia Rezona, zanak'i Eliada, izay efa nandositra an'i Hadadezera tompony, mpanjakan'i Zoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanangana fahavalo hafa hanohitra an’i Solomona koa Andriamanitra, dia i Rezona, zanak’i Eliada, izay nandositra an’i Hadadezera tompony, mpanjakan’i Zoba.
malagasy
Ary Andriamanitra nanangana fahavalo koa hanohitra an'i Solomona, dia Rezona, zanak'i Eliada, izay efa nandositra an'i Hadadezera tompony, mpanjakan'i Zoba.