1 Kings 11:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy koa dia fahavalon’ny Israely tamin’ny andron’i Solomona rehetra ka nanampy ny ratsy izay nataon’i Hadada; eny, nankahala ny Israely izy ary nanjaka tany Arama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandritra ny andro rehetra niainan’i Salômôna izy, dia nitsangan-ko fahavalon’i Israely, nanampy ny ratsy nafitsok’i Adada, ary nankahala an’i Israely. Nanjaka tamin’i Siria izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandritra ny androm-piainan’i Salômôna dia mpanohitra an’i Israely i Rezôna ka nanampy trotraka ny ratsy nataon’i Hadada. Nankahala an’i Israely izy fony nanjaka tamin’i Siria.
Malagasy Bible 1865
Ary izy koa dia fahavalon'ny Isiraely tamin'ny andron'i Solomona rehetra ka nanampy ny ratsy izay nataon'i Hadada; eny, nankahala ny Isiraely izy ary nanjaka tany Syria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy koa dia fahavalon’ny Israely tamin’ny andron’i Solomona rehetra ka nanampy ny ratsy izay nataon’i Hadada; eny, nankahala ny Israely izy ary nanjaka tany Arama.
malagasy
Ary izy koa dia fahavalon'ny Isiraely tamin'ny andron'i Solomona rehetra ka nanampy ny ratsy izay nataon'i Hadada; eny, nankahala ny Isiraely izy ary nanjaka tany Syria.