1 Kings 11:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no fototry ny nanaingany tanana hikomy tamin’ny mpanjaka: Nanorina an’i Milo i Solomona ary nanampina ny lohasaha tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nahatonga azy hikomy amin’ny mpanjaka: Nanorina an’i Melao sy nanampina ny banga tamin’ny tanànan’i Davida rainy i Salômôna.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no fototry ny nanaingany tanàna hikomy tamin'ny mpanjaka: Solomona nanorina an'i Milo ary nanampina ny lohasaha tao an-Tanànan'i Davida rainy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no fototry ny nanaingany tanana hikomy tamin’ny mpanjaka: Nanorina an’i Milo i Solomona ary nanampina ny lohasaha tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy.
malagasy
Ary izao no fototry ny nanaingany tanàna hikomy tamin'ny mpanjaka: Solomona nanorina an'i Milo ary nanampina ny lohasaha tao an-Tanànan'i Davida rainy; [Heb. fiarovana]