1 Kings 11:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jeroboama dia lehilahy matanjaka sady mahery fo; koa nony hitan’i Solomona fa zatovo mahavita raharaha izy dia nataony mpifehy ny taranak’i Josefa manontolo tamin’ny fanompoany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary io Jerôbôama io dia lehilahy matanjaka sy mahery fo, ka hitan’i Salômôna ny fahavitrihan’io zatovo io amin’ny raharaha, ka nataony mpitandrina ny mpanao fanompoana rehetra tamin’ny taranak’i Josefa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tovolahy mahay sady mahavita tsara ny asany i Jerôbohama; koa nony hitan’i Salômôna izany, dia nataony mpifehy ireo mpiasan’ny fokon’i Efraîma sy i Manase izy.
Malagasy Bible 1865
ary Jeroboama dia lehilahy mahay; koa nony hitan'i Solomona fa zatovo mahavita raharaha izy, dia nataony mpifehy ny taranak'i Josefa tamin'ny fanompoany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jeroboama dia lehilahy matanjaka sady mahery fo; koa nony hitan’i Solomona fa zatovo mahavita raharaha izy dia nataony mpifehy ny taranak’i Josefa manontolo tamin’ny fanompoany rehetra.
malagasy
ary Jeroboama dia lehilahy mahay; koa nony hitan'i Solomona fa zatovo mahavita raharaha izy, dia nataony mpifehy ny taranak'i Josefa tamin'ny fanompoany rehetra.