1 Kings 11:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro, raha nivoaka avy tany Jerosalema i Jeroboama, dia hitan’i Ahia silonita mpaminany teny an-dalana; i Ahia dia nanao akanjo ivelany vaovao, ary izy roa lahy ihany no tany an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, raha nivoaka avy tao Jerosalema i Jerôbôama dia nifanojo teny an-dalana tamin’i Ahiasa mpaminany, avy any Silao, sy nitafy kapaoty vaovao; izy roa lahy ihany tany an-tsaha tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro raha nivoaka an’i Jerosalema i Jerôbohama, dia tafahaona tamin’i Ahià mpaminany avy any Silao teny an-dalana. Nitafy lamba vaovao i Ahià, ary izy roa lahy ihany no tany an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany, raha nivoa: ka avy tany Jerosalema Jeroboama, dia nahita azy teny an-dalana Ahia Silonita mpaminany; ary Ahia nitafy lamba vaovao, ary izy roa lahy ihany no tany an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro, raha nivoaka avy tany Jerosalema i Jeroboama, dia hitan’i Ahia silonita mpaminany teny an-dalana; i Ahia dia nanao akanjo ivelany vaovao, ary izy roa lahy ihany no tany an-tsaha.
malagasy