1 Kings 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana vady andriambavy fitonjato sy vady tsindrano telonjato izy ka nampivily ny fony ireo vadiny ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
700 no vadiny andriambavy, ary 300 ny vaditsindranony, ka ireo vadiny ireo no nampivily ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nanana vady andriambavy fitonjato sy vaditsindrano telonjato izy. Ireo vadiny ireo no nampivily ny fon’i Salômôna.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanana vady andriambavy fiton-jato sy vaditsindrano telonjato izy, ka nampivily ny fony ireo vadiny ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana vady andriambavy fitonjato sy vady tsindrano telonjato izy ka nampivily ny fony ireo vadiny ireo.
malagasy
Ary dia nanana vady andriambavy fiton-jato sy vaditsindrano telonjato izy, ka nampivily ny fony ireo vadiny ireo.