1 Kings 11:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noraisin’i Ahia ny akanjo vaovao izay nanaovany ka notriatriariny ho roa amby folo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalain’i Ahiasa ny kapaoty vaovao teny aminy, ka notriatriariny ho 12,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia noraisin’i Ahià ny lamba vaovao teny aminy ka notriatriariny ho tonga tapany 12;
Malagasy Bible 1865
Dia noraisin'i Ahia ny lamba vaovao-izay notafiny, ka notriatriariny ho roa ambin'ny folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noraisin’i Ahia ny akanjo vaovao izay nanaovany ka notriatriariny ho roa amby folo
malagasy
Dia noraisin'i Ahia ny lamba vaovao-izay notafiny, ka notriatriariny ho roa ambin'ny folo.